Matthew 1:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Josia dia niteraka an’i Jekonia mirahalahy avy, tamin’ny fahababoana tany Babilona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Josiasa niteraka an’i Jekôniasa mirahalahy avy, tamin’ny andro nifindrana tany Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jôsià, ray niteraka an’i Jekônià mirahalahy avy. Tamin’izany no nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna.
Malagasy Bible 1865
ary Josia niteraka an'i Jekonia mirahalahy avy, tamin'ny nifindrana tany Babylona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Josia dia niteraka an’i Jekonia mirahalahy avy, tamin’ny fahababoana tany Babilona.
malagasy
ary Josia niteraka an'i Jekonia mirahalahy avy, tamin'ny nifindrana tany Babylona.