Matthew 1:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary taorianan’ny fahababoana tany Babilona i Jekonia dia niteraka an’i Sealtiela; i Sealtiela dia niteraka an’i Zerobabela;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nifindra tany Babilôna, i Jekôniasa niteraka an’i Salatiela; i Salatiela niteraka an’i Zôrôbabela;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’ny nahababo ny vahoaka israelita tany Babilôna kosa dia izao: i Jekônià no ray niteraka an’i Sealtièla; i Sealtièla, ray niteraka an’i Zerobabèla.
Malagasy Bible 1865
Ary taorian'ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an'i Sealtiela; ary Sealtiela niteraka an'i Zerobabela;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary taorianan’ny fahababoana tany Babilona i Jekonia dia niteraka an’i Sealtiela; i Sealtiela dia niteraka an’i Zerobabela;
malagasy
Ary taorian'ny nifindrana tany Babylona Jekonia dia niteraka an'i Sealtiela; ary Sealtiela niteraka an'i Zerobabela;