Matthew 1:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Zerobabela dia niteraka an’i Abihoda; i Abihoda dia niteraka an’i Eliakima; i Eliakima dia niteraka an’i Azora;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Zôrôbabela niteraka an’i Abioda; i Abioda niteraka an’i Eliakima; i Eliakima niteraka an’i Azôra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Zerobabèla, ray niteraka an’i Abihoda; i Abihoda, ray niteraka an’i Eliakîma; i Eliakîma, ray niteraka an’i Azôra.
Malagasy Bible 1865
ary Zerobabela niteraka an'i Abihoda; ary Abihoda niteraka an'i Eliakima; ary Eliakima niteraka an'i Azora;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Zerobabela dia niteraka an’i Abihoda; i Abihoda dia niteraka an’i Eliakima; i Eliakima dia niteraka an’i Azora;
malagasy
ary Zerobabela niteraka an'i Abihoda; ary Abihoda niteraka an'i Eliakima; ary Eliakima niteraka an'i Azora;