Matthew 1:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Azora dia niteraka an’i Zadoka; i Zadoka dia niteraka an’i Akima; i Akima dia niteraka an’i Elihoda;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Azôra niteraka an’i Sadôka; i Sadôka niteraka an’i Akima; i Akima niteraka an’i Elioda;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Azôra, ray niteraka an’i Sadôka; i Sadôka, ray niteraka an’i Akima; i Akima, ray niteraka an’i Elihoda.
Malagasy Bible 1865
ary Azora niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Akima; ary Akima niteraka an'i Elihoda;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Azora dia niteraka an’i Zadoka; i Zadoka dia niteraka an’i Akima; i Akima dia niteraka an’i Elihoda;
malagasy
ary Azora niteraka an'i Zadoka; ary Zadoka niteraka an'i Akima; ary Akima niteraka an'i Elihoda;