Matthew 1:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Elihoda dia niteraka an’i Eleazara; i Eleazara dia niteraka an’i Matana; i Matana dia niteraka an’i Jakoba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Elioda niteraka an’i Eleazara; i Eleazara niteraka an’i Matàna; i Matàna niteraka an’i Jakôba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Elihoda, ray niteraka an’i Eleazara; i Eleazara, ray niteraka an’i Matàna; i Matàna, ray niteraka an’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
ary Elihoda niteraka an'i Eleazara; ary Eleazara niteraka an'i Matana; ary Matana niteraka an i Jakoba;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Elihoda dia niteraka an’i Eleazara; i Eleazara dia niteraka an’i Matana; i Matana dia niteraka an’i Jakoba;
malagasy
ary Elihoda niteraka an'i Eleazara; ary Eleazara niteraka an'i Matana; ary Matana niteraka an i Jakoba;