Matthew 1:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Jakoba dia niteraka an’i Josefa, vadin’i Maria; ary i Maria dia niteraka an’i Jesosy, izay atao hoe Kristy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary i Jakôba niteraka an’i Josefa vadin’i Maria izay niteraka an’i Jesoa ilay atao hoe Kristy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jakôba, ray niteraka an’i Jôsefa vadin’i Maria; ary dia i Maria no reny niteraka an’i Jesoa, ilay atao hoe Mesia.
Malagasy Bible 1865
ary Jakoba niteraka an'i Josefa, vadin'i Maria; ary Maria niteraka an'i Jesosy, Izay atao hoe Kristy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Jakoba dia niteraka an’i Josefa, vadin’i Maria; ary i Maria dia niteraka an’i Jesosy, izay atao hoe Kristy.
malagasy
ary Jakoba niteraka an'i Josefa, vadin'i Maria; ary Maria niteraka an'i Jesosy, Izay atao hoe Kristy.