Matthew 1:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Abrahama dia niteraka an’Isaka; Isaka dia niteraka an’i Jakoba; i Jakoba dia niteraka an’i Joda mirahalahy avy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Abrahama niteraka an’i Isaaka; i Isaaka niteraka an’i Jakôba; i Jakôba niteraka an’i Jodà mirahalahy avy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Abrahama no ray niteraka an’i Itsehàka, i Itsehàka, ray niteraka an’i Jakôba; i Jakôba, ray niteraka an’i Joda mirahalahy avy.
Malagasy Bible 1865
Abrahama niteraka an'i Isaka; ary Isaka niteraka an'i Jakoba; ary Jakoba niteraka an'i Joda mirahalahy avy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Abrahama dia niteraka an’Isaka; Isaka dia niteraka an’i Jakoba; i Jakoba dia niteraka an’i Joda mirahalahy avy;
malagasy
Abrahama niteraka an'i Isaka; ary Isaka niteraka an'i Jakoba; ary Jakoba niteraka an'i Joda mirahalahy avy;