Matthew 1:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia hataonao hoe: JESOSY; satria Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hiteraka Zazalahy izy, ka ny anarany hataonao hoe Jesoa, fa izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ho tera-dahy izy ka i Jesoa no anarana hiantsoanao ny zaza: fa io zaza io no hamonjy ny vahoakany ho afaka amin’ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia hataonao hoe: JESOSY; satria Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin’ny fahotany.
malagasy
ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. [Jesosy = Jehovah no Mpamonjy]