Matthew 1:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
«Indro ny virijiny hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; ary ny anarany dia hataon’ny olona hoe: Imanoela» (Isa 7.14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro ny Virjiny hitoe-jaza ka hiteraka Zazalahy, ary ny anarany hatao hoe Emanoela, izany hoe: «amintsika Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indro hitoe-jaza ny virijiny ka ho tera-dahy; ary ny anarana hiantsoana ny zaza dia Himanoela,» (izany hoe «miaraka amintsika Andriamanitra»).
Malagasy Bible 1865
Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
«Indro ny virijiny hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; ary ny anarany dia hataon’ny olona hoe: Imanoela» (Isa 7.14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.
malagasy
Indro, ny virijina hitoe-jaza ka hiteraka zazalahy; Ary ny anarany hataon'ny olona hoe Imanoela (Isa. 7. 14), izany hoe, raha adika: Amintsika Andriamanitra.