Matthew 1:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nahatsiaro tamin’ny torimasony i Josefa dia nanatanteraka izay nandidian’ilay anjelin’ny Tompo azy ka nampakatra an’i Maria vadiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nahatsiaro tamin’ny torimaso i Josefa, dia nanao araka izay nandidian’ny Anjely azy ka nampakatra ny vadiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nifoha maraina i Jôsefa dia nanatontosa izay nandidian’ilay anjelin’ny Tompo azy, ka nampakatra an’i Maria vadiny.
Malagasy Bible 1865
Ary Josefa, rehefa nahatsiaro tamin'ny torimasony, dia nanao araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nahatsiaro tamin’ny torimasony i Josefa dia nanatanteraka izay nandidian’ilay anjelin’ny Tompo azy ka nampakatra an’i Maria vadiny.
malagasy
Ary Josefa, rehefa nahatsiaro tamin'ny torimasony, dia nanao araka izay nandidian'ny anjelin'ny Tompo ary ka nampakatra ny vadiny.Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy.