Matthew 1:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany dia nataony hoe: JESOSY.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy nahalala azy izy ambara-piterany ny Zanany lahimatoa, ary nataony hoe Jesoa no anarany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy niray tamin’i Maria i Jôsefa mandra-pahatera-dahy an’i Maria; ary i Jesoa no anarana niantsoan’i Jôsefa ny zaza.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany dia nataony hoe: JESOSY.
malagasy
Ary tsy nahalala azy izy mandra-piterany Zazalahy; ary ny anarany nataony hoe Jesosy.