Matthew 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Arama dia niteraka an’i Aminadaba; i Aminadaba dia niteraka an’i Nasona; i Nasona dia niteraka an’i Salmona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Arama niteraka an’i Aminadaba; i Aminadaba niteraka an’i Naasôna; i Naasôna niteraka an’i Salmôna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Arama, ray niteraka an’i Haminadàba; i Haminadàba, ray niteraka an’i Nahasôna; i Nahasôna, ray niteraka an’i Salmôna.
Malagasy Bible 1865
ary Rama niteraka an'i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an'i Nasona; ary Nasona niteraka an'i Salmona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Arama dia niteraka an’i Aminadaba; i Aminadaba dia niteraka an’i Nasona; i Nasona dia niteraka an’i Salmona;
malagasy
ary Rama niteraka an'i Aminadaba; ary Aminadaba niteraka an'i Nasona; ary Nasona niteraka an'i Salmona;