Matthew 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Salmona dia niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba; i Boaza dia niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda dia niteraka an’i Jese;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Salmôna niteraka an’i Booza tamin’i Rahaba; i Booza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda niteraka an’i Jese; i Jese niteraka an’i Davida mpanjaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salmôna, ray niteraka an’i Bôhaza (ary dia i Rahaba no reniny); i Bôhaza, ray niteraka an’i Ôbeda (ary i Rota no reniny); i Ôbeda, ray niteraka an’i Jisay;
Malagasy Bible 1865
ary Salmona niteraka an'i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an'i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an'i Jese;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Salmona dia niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba; i Boaza dia niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; i Obeda dia niteraka an’i Jese;
malagasy
ary Salmona niteraka an'i Boaza tamin-dRahaba; ary Boaza niteraka an'i Obeda tamin-dRota; ary Obeda niteraka an'i Jese;