Matthew 1:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary i Jese dia niteraka an’i Davida mpanjaka. I Davida dia niteraka an’i Solomona tamin’ny vadin’i Oria;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Davida mpanjaka niteraka an’i Salômôna tamin’ilay vadin’i Oria;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Jisay, ray niteraka an’i Davida mpanjaka. I Davida kosa no ray niteraka an’i Salômôna (ary dia ny vadin’i Orià no reniny);
Malagasy Bible 1865
ary Jese niteraka an'i Davida mpanjaka. Ary Davida niteraka an'i Solomona tamin'ny vadin'i Oria;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary i Jese dia niteraka an’i Davida mpanjaka. I Davida dia niteraka an’i Solomona tamin’ny vadin’i Oria;
malagasy
ary Jese niteraka an'i Davida mpanjaka. Ary Davida niteraka an'i Solomona tamin'ny vadin'i Oria;