Matthew 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Salômôna niteraka an’i Rôbôama; i Rôbôama niteraka an’i Abiasa; i Abiasa niteraka an’i Asà;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Salômôna, ray niteraka an’i Rehabohàma; i Rehabohàma, ray niteraka an’i Abià; i Abià, ray niteraka an’i Asà.
Malagasy Bible 1865
ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an'i Abia; ary Abia niteraka an'i Asa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Solomona dia niteraka an’i Rehoboama; i Rehoboama dia niteraka an’i Abia; i Abia dia niteraka an’i Asafa;
malagasy
ary Solomona niteraka an-dRehoboama; ary Rehoboama niteraka an'i Abia; ary Abia niteraka an'i Asa;