Matthew 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Asafa dia niteraka an’i Josafata; i Josafata dia niteraka an’i Jorama; i Jorama dia niteraka an’i Ozia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Asà niteraka an’i Jôsafata; i Jôsafata niteraka an’i Jôrama; i Jôrama niteraka an’i Oziasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Asà, ray niteraka an’i Jôsafata; i Jôsafata, ray niteraka an’i Jôrama; i Jôrama, ray niteraka an’i Ozià.
Malagasy Bible 1865
ary Asa niteraka an'i Josafata; ary Josafata niteraka an'i Jorama; ary Jorama niteraka an'i Ozia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Asafa dia niteraka an’i Josafata; i Josafata dia niteraka an’i Jorama; i Jorama dia niteraka an’i Ozia;
malagasy
ary Asa niteraka an'i Josafata; ary Josafata niteraka an'i Jorama; ary Jorama niteraka an'i Ozia;