Matthew 1:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Ozia dia niteraka an’i Jotama; i Jotama dia niteraka an’i Ahaza; i Ahaza dia niteraka an’i Hezekia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Oziasa niteraka an’i Joatama; i Joatama niteraka an’i Akaza; i Akaza niteraka an’i Ezekiasa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Ozià, ray niteraka an’i Jôtama; i Jôtama, ray niteraka an’i Ahaza; i Ahaza, ray niteraka an’i Hezekià.
Malagasy Bible 1865
ary Ozia niteraka an'i Jotama; ary Jotama niteraka an'i Ahaza; ary Ahaza niteraka an'i Hezekia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Ozia dia niteraka an’i Jotama; i Jotama dia niteraka an’i Ahaza; i Ahaza dia niteraka an’i Hezekia;
malagasy
ary Ozia niteraka an'i Jotama; ary Jotama niteraka an'i Ahaza; ary Ahaza niteraka an'i Hezekia;