Matthew 10:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy niantso ny mpianany roa amby folo lahy hankeo Aminy ka nanome azy ireo fahefana handroaka fanahy maloto sy hanasitrana ny aretina rehetra mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso ny mpianany roa ambin’ny folo lahy Izy ka nanome azy fahefana handroaka fanahy maloto, sy hanasitrana ny aretina mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nantsoin’i Jesoa ny mpianany 12 lahy ka nomeny fahefana handroaka fanahy maloto sy hahasitrana ny aretina mbamin’ny rofy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy niantso ny mpianany roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto sy hahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy niantso ny mpianany roa amby folo lahy hankeo Aminy ka nanome azy ireo fahefana handroaka fanahy maloto sy hanasitrana ny aretina rehetra mbamin’ny rofy rehetra.
malagasy
Ary Jesosy niantso ny mpianany roa ambin'ny folo lahy hankeo aminy ka nanome azy fahefana hamoaka fanahy maloto sy hahasitrana ny aretina rehetra mbamin'ny rofy rehetra.