Matthew 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izay tanàna na vohitra hidiranareo dia fantaro tsara izay mendrika ao ka mitoera ao mandra-pialanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izay tanàna na vohitra hidiranareo, dia anontanio izay mendrika hidiranareo ao, ka mitoera ao aminy ambara-pialanareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha misy tanàna lehibe na tanàna kely idiranareo, dia fotory izay olona mendrika handray anareo; ka mitoera ao aminy mandra-piàlanareo ny tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izay tanàna na vohitra hidiranareo dia fantaro tsara izay mendrika ao ka mitoera ao mandra-pialanareo.
malagasy
Ary izay tanàna na vohitra hiakaranareo, dia fantaro tsara izay miendrika ao; ka mitoera ao aminy mandra-pialanareo.