Matthew 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao miditra ao an-trano ianareo dia miarahabà ny olona ao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha vao miditra ao amin’ny trano ianareo, dia miarahabà hoe: Ho amin’ity trano ity anie ny fiadanana;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao miditra ny trano ianareo dia miarahabà hoe: «Ho ao aminareo anie ny fiadanana!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao miditra ao amin'ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao miditra ao an-trano ianareo dia miarahabà ny olona ao.
malagasy
Ary raha vao miditra ao amin'ny trano ianareo, dia miarahabà ny ao.