Matthew 10:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha mendrika ny olona ao an-trano dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy mendrika izy dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka raha mendrika tokoa ny ao an-trano, dia ho tonga ao aminy ny fiadanana nantsoinareo; fa raha tsy mendrika kosa izy, dia hiverina aminareo ny fiadanana nantsoinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha mandray anareo ny ao an-trano, dia aoka ho tonga aminy tokoa ny fiadanana rarînareo; fa raha tsy mandray anareo ny ao an-trano, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana rarînareo.
Malagasy Bible 1865
Koa raha miendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy miendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha mendrika ny olona ao an-trano dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy mendrika izy dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo.
malagasy
Koa raha miendrika ny ao an-trano, dia aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo; fa raha tsy miendrika izy, dia aoka hiverina aminareo ny fiadanana voatononareo.