Matthew 10:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay tsy mampandroso anareo, na tsy mihaino ny teninareo, mialà amin’izany trano na tanàna izany, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha misy tsy mampiantrano anareo na tsy mihaino ny teninareo, dia mialà amin’izany trano izany, na amin’izany tanàna izany, ka ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izay trano na tanàna tsy handraisan’ny olona anareo na tsy hihainoany teny anareo, dia ialao; ka ahintsano eo ny vovoka avy amin’ny tongotrareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izay tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino ny teninareo, raha miala amin'izany trano na tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka amin'ny tongotrareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay tsy mampandroso anareo, na tsy mihaino ny teninareo, mialà amin’izany trano na tanàna izany, dia ahintsano ny vovoka amin’ny tongotrareo.
malagasy
Ary izay tsy hampandroso anareo, na tsy hihaino ny teninareo, raha miala amin'izany trano na tanàna izany ianareo, dia ahintsano ny vovoka amin'ny tongotrareo.