Matthew 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana noho ny ho amin’izany tanàna izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lazaiko marina aminareo fa ho moramora kokoa ny hatao amin’i Sôdôma sy i Gômôra amin’ny andro fitsarana noho ny hatao amin’izany tanàna izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko marina aminareo fa amin’ny andro fitsarana dia ho azoazo kokoa ny sazy hihatra amin’i Sôdôma sy i Gômôra noho ny hihatra amin’izany tanàna izany!
Malagasy Bible 1865
Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma sy Gomora amin'ny andro fitsarana noho ny ho amin'izany tanàna izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana noho ny ho amin’izany tanàna izany.
malagasy
Lazaiko aminareo marina tokoa fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma sy Gomora amin'ny andro fitsarana noho ny ho amin'izany tanàna izany.