Matthew 10:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mitandrema ianareo ny amin’ny olona; fa hatolony ho amin’ny Sinedriona sy hokapohiny ao amin’ny sinagogany ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema, fa hotorin’ny olona amin’ny fitsaràny ianareo, sy hokapohiny ao amin’ny sinagogany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitandrema, fa hatolotry ny olona amin’ny mpitsara isan-tanàna ianareo sady hokapohiny any amin’ny sinagôgany;
Malagasy Bible 1865
Ary mitandrema ianareo noho ny amin'ny olona; fa hatolony ho amin'ny Synedriona sy hokapohiny ao amin'ny synagogany ianareo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mitandrema ianareo ny amin’ny olona; fa hatolony ho amin’ny Sinedriona sy hokapohiny ao amin’ny sinagogany ianareo;
malagasy
Ary mitandrema ianareo noho ny amin'ny olona; fa hatolony ho amin'ny Synedriona sy hokapohiny ao amin'ny synagogany ianareo;