Matthew 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa manolotra anareo izy dia aza manahy ny amin’izay fomba hitenenanareo, na ny amin’izay zavatra holazainareo; fa homena anareo amin’izany ora izany izay holazainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha atolony ianareo, dia aza manahy izay fomba fandaha-teny na izay teny holazainareo, fa hatoro anareo eo no ho eo ihany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha atolotry ny olona ianareo, aza manahy izay fomba hitenenanareo na izay teny holazainareo, satria homena anareo eo no ho eo ihany izay teny holazainareo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha manolotra anareo izy, dia aza manahy ny amin'izay fomba hitenenanareo, na izay holazainareo; Fa homena anareo amin izany ora izany izay holazainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa manolotra anareo izy dia aza manahy ny amin’izay fomba hitenenanareo, na ny amin’izay zavatra holazainareo; fa homena anareo amin’izany ora izany izay holazainareo.
malagasy
Fa raha manolotra anareo izy, dia aza manahy ny amin'izay fomba hitenenanareo, na izay holazainareo; Fa homena anareo amin izany ora izany izay holazainareo.