Matthew 10:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no anaran’ny Apostoly roa amby folo lahy: Ny voalohany, i Simona, izay atao hoe Petera, sy i Andrea rahalahiny; i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona rahalahiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ireto no anaran’ny Apôstôly roa ambin’ny folo lahy: Ny voalohany dia Simôna izay atao hoe Piera, dia Andre rahalahiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao avy no anaran’ny apôstôly 12 lahy: voalohany i Simôna izay atao hoe Petera, dia i Andrea rahalahiny, i Jakôba sy i Jôhany mirahalahy zanak’i Zebedeo,
Malagasy Bible 1865
Ary izao no anaran'ny Apostoly roa ambin'ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, dia Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no anaran’ny Apostoly roa amby folo lahy: Ny voalohany, i Simona, izay atao hoe Petera, sy i Andrea rahalahiny; i Jakoba, zanak’i Zebedio, sy i Jaona rahalahiny;
malagasy
Ary izao no anaran'ny Apostoly roa ambin'ny folo lahy: Ny voalohany, Simona, izay atao hoe Petera, dia Andrea rahalahiny; Jakoba, zanak'i Zebedio, sy Jaona rahalahiny;