Matthew 10:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ianareo no miteny fa ny Fanahin’ny Rainareo no miteny ao anatinareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahin’ny Rainareo no hiteny ao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy teny avy aminareo no holazainareo fa teny avy amin’ny Fanahy Masina irahin’ilay Rainareo.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin'ny Rainareo no miteny ao anatinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ianareo no miteny fa ny Fanahin’ny Rainareo no miteny ao anatinareo.
malagasy
Fa tsy ianareo no miteny, fa ny Fanahin'ny Rainareo no miteny ao anatinareo.