Matthew 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny mpianatra dia tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpianatra tsy ambony noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpianatra tsy mihoatra ny mpampianatra azy; mpanompo tsy mihoatra ny tompony.
Malagasy Bible 1865
Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny mpianatra dia tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.
malagasy
Ny mpianatra tsy mihoatra noho ny mpampianatra, na ny mpanompo noho ny tompony.