Matthew 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eo amin’ny mazava ary izay ren’ny sofinareo dia torio eny an- tampon-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina, dia ambarao eo amin’ny mazava; ary izay bitsibitsihina amin’ny sofinareo, torio eny ambony tafon-trano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eny amin’ny mazava; ary izay ren’ny sofinareo dia antsoantsoy eny an-tampon-trano.
Malagasy Bible 1865
Izay lazaiko aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay lazaiko aminareo ao amin’ny maizina dia ambarao eo amin’ny mazava ary izay ren’ny sofinareo dia torio eny an- tampon-trano*.
malagasy
Izay lazaiko aminareo ao amin'ny maizina, dia ambarao eo amin'ny mazava, ary izay ren'ny sofinareo, dia torio eo ambonin'ny tampon-trano.