Matthew 10:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary amin’izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan’ny olona dia hekeko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary amin’izany izay rehetra hanaiky Ahy eo anatrehan’ny olona, dia hoekeko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Noho izany, na zovy na zovy manaiky ho mpiandany amiko eo anatrehan’ny olona, Izaho koa dia hanaiky ho mpiandany aminy eo anatrehan’ny Raiko Izay any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia hekeko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary amin’izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan’ny olona dia hekeko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra.
malagasy
Ary amin'izany na zovy na zovy no hanaiky Ahy eo anatrehan'ny olona, dia hekeko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.