Matthew 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na zovy na zovy no handa Ahy eo anatrehan’ny olona dia holaviko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay handà Ahy eo anatrehan’ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na zovy na zovy mandà tsy ho mpiandany amiko eo anatrehan’ny olona, Izaho koa dia handà tsy ho mpiandany aminy eo anatrehan’ny Raiko Izay any an-danitra.
Malagasy Bible 1865
Fa na zovy na zovy no handà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na zovy na zovy no handa Ahy eo anatrehan’ny olona dia holaviko kosa izy eo anatrehan’ny Raiko izay any an-danitra.
malagasy
Fa na zovy na zovy no handà Ahy eo anatrehan'ny olona, dia holaviko kosa izy eo anatrehan'ny Raiko Izay any an-danitra.