Matthew 10:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy, ny zanakavavy amin’ny reniny ary ny vinantovavy amin’ny rafozambaviny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa tonga Aho mba hampisaraka ny zanaka lahy amin’ny rainy, sy ny zanaka vavy amin’ny reniny, ary ny vinanto vavy amin’ny rafozany vavy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, tonga Aho hampisaraka ny zanaka lahy amin’ny rainy, sy ny zanaka vavy amin’ny reniny, ary ny vinantovavy amin’ny rafozambaviny;
Malagasy Bible 1865
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin’ny rainy, ny zanakavavy amin’ny reniny ary ny vinantovavy amin’ny rafozambaviny;
malagasy
Fa tonga Aho hampifandrafy olona amin'ny rainy, ary ny zanakavavy amin'ny reniny, ary ny vinantovavy amin'ny rafozanivavy;