Matthew 10:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny ankohonan’ny olona ihany no ho fahavalony (Mik 7.6).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny ankohonan’ny olona ihany no ho fahavalony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa ny ankohonan’ny olona ihany no ho fahavalony.
Malagasy Bible 1865
ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony (Mik. 7. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny ankohonan’ny olona ihany no ho fahavalony (Mik 7.6).
malagasy
ary ny ankohonan'ny olona ihany no fahavalony (Mik. 7. 6).