Matthew 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
i Tadeo; i Simona kananeana ary i Jodasy iskariota, ilay namadika Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Simôna ilay Kananeanina, ary Jodasy IsKariota ilay namadika Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
i Simôna Kananeanina ary i Jodasy Iskariôta ilay nanolotra an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
sy Tadeo; Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
i Tadeo; i Simona kananeana ary i Jodasy iskariota, ilay namadika Azy.
malagasy
sy Tadeo; Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy. [ Na: Zelota, izahao Lio.6. 15]