Matthew 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nirahin’i Jesosy ireo roa amby folo lahy ireo ka nohafatrafarany hoe: Aza mandeha any amin’ny lalan’ny Jentilisa ary aza miditra amin’izay tanànan’ny Samaritana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ireo ny roa ambin’ny folo lahy izay nirahin’i Jesoa rehefa nohafatrafarany hoe: Aza manaraka ny lalana mankany amin’ny Jentily, ary aza miditra amin’ny tanànan’ny Samaritanina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy 12 lahy ireo dia nirahin’i Jesoa sady nohafatrafarany hoe: –Aza mandeha any amin’ny faritra onenan’ny hafa firenena ary aza miditra amin’ny tanànan’ny Samaritanina;
Malagasy Bible 1865
Ireo roa ambin'ny folo lahy ireo dia nirahin'i Jesosy ka nodidiany hoe: Aza mandeha any amin'ny lalan'ny jentilisa, ary aza miakatra amin'izay tanànan'ny Samaritana,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nirahin’i Jesosy ireo roa amby folo lahy ireo ka nohafatrafarany hoe: Aza mandeha any amin’ny lalan’ny Jentilisa* ary aza miditra amin’izay tanànan’ny Samaritana*,
malagasy
Ireo roa ambin'ny folo lahy ireo dia nirahin'i Jesosy ka nodidiany hoe: Aza mandeha any amin'ny lalan'ny jentilisa, ary aza miakatra amin'izay tanànan'ny Samaritana,