Matthew 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa aleo mankany amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa aleo mankany amin’ny ondry very amin’ny taranak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa aleo manatona ny ondry very, dia ny vahoaka Israely.
Malagasy Bible 1865
fa aleo mankany amin'ny ondry very amin'ny taranak'isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa aleo mankany amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely.
malagasy
fa aleo mankany amin'ny ondry very amin'ny taranak'isiraely.