Matthew 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mandeha ianareo dia mitoria hoe: Efa manakaiky ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mandeha ianareo mitoria hoe: Efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary rehefa mandeha ianareo, dia manaova antso avo hoe: «Efa tonga ny Fanjakàn’ny lanitra!»
Malagasy Bible 1865
Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mandeha ianareo dia mitoria hoe: Efa manakaiky ny fanjakan’ny lanitra.
malagasy
Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra.