Matthew 10:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mitady volamena na volafotsy na varahina, ho ao anatin’ny fehikibonareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza mitondra volamena na volafotsy na varahina ao amin’ny fehikibonareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza mitady vola hatao am-paosy, na volamena izany na volafotsy na varahina;
Malagasy Bible 1865
Aza mitady volamena, na volafotsy, na varahina, ho ao anatin'ny fehin-kibonareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mitady volamena na volafotsy na varahina, ho ao anatin’ny fehikibonareo,
malagasy
Aza mitady volamena, na volafotsy, na varahina, ho ao anatin'ny fehin-kibonareo,