Matthew 11:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ny hafatrafatra ho an’ny mpianany roa amby folo lahy dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any amin’ireo tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa tapitra ny fampianarana nomen’i Jesoa an’ireo mpianany roa ambin’ny folo lahy ireo, dia niala tao Izy, ka nandeha nampianatra sy nitory teny tamin’ny tanàna manodidina rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony vitan’i Jesoa ny hafatrafatra ho an’ireo mpianany 12 lahy, dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any amin’ny tanànan-dry zareo Jiosy.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa vitan'i Jesosy ny nandidiany ny mpianany roa ambin'ny folo lahy, dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any an-tanànan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa vitan’i Jesosy ny hafatrafatra ho an’ny mpianany roa amby folo lahy dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any amin’ireo tanànany.
malagasy
Ary rehefa vitan'i Jesosy ny nandidiany ny mpianany roa ambin'ny folo lahy, dia niala teo Izy hampianatra sy hitoriteny any an-tanànan'ny olona.