Matthew 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy no ilay voasoratra hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao, izay hamboatra ny lalanao eo alohanao» (Mal 3.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izy no ilay voasoratra hoe: Indro Aho maniraka ny Anjeliko hialoha anao sy hamboatra ny lalanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jôhany no ilay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hamboatra ny lalan-kalehanao!»
Malagasy Bible 1865
Izy no ilay voasoratra hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao eo alohanao (Mal. 3. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy no ilay voasoratra hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao, izay hamboatra ny lalanao eo alohanao» (Mal 3.1).
malagasy
Izy no ilay voasoratra hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao eo alohanao (Mal. 3. 1).