Matthew 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka dia maka azy an-keriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hatramin’ny andron’i Joany Batista no ho mankatỳ, dia azo an-keriny ny fanjakan’ny lanitra, ka ny mpanao an-keriny no mahazo azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’ny andro nitorian’i Jôhany Mpanao batisa no mankatỳ, ny Fanjakàn’ny lanitra dia toherina amin’ny alalan’ny herisetra ka ny mpanao herisetra no mitady handrombaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao-batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan'ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hatramin’ny andron’i Jaona Mpanao batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka dia maka azy an-keriny.
malagasy
Ary hatramin'ny andron'i Jaona Mpanao-batisa ka mandraka ankehitriny ny fanjakan'ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny.