Matthew 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’i Jaona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny Mpaminany rehetra sy ny Lalàna dia naminany hatramin’i Joany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny mpaminany rehetra sy ny lalànan ’i Mosesy ka miafara amin’ny andron’i Jôhany dia nanambara mialoha ny Fanjakàn’ny lanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin'i Jaona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin’i Jaona.
malagasy
Fa ny mpaminany rehetra sy ny lalàna dia naminany hatramin'i Jaona.