Matthew 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mety mandray ianareo dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha mety mino ianareo, dia izy no ilay Elia ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha mety mandray ianareo, dia i Jôhany no Elià voalaza fa ho avy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mety mandray ianareo dia izy no ilay Elia izay ho avy.
malagasy
Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.