Matthew 11:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka miteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’inona no hanoharako ity taranaka ity? Amin’ny ankizy madinika mipetraka eny an-kianja, izay miantso ny namany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no hanoharako ny olona ankehitriny? Tahaka ny ankizy mipetra-potsiny eny an-kianja ka omen’ny namany tsiny hoe:
Malagasy Bible 1865
Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka miteny hoe:
malagasy
Fa tahaka ny inona no hanoharako ity taranaka ity? Tahaka ny ankizy madinika mipetraka eny an-tsena izy, izay miantso ny namany ka manao hoe: