Matthew 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nitsoka sodina taminareo izahay nefa tsy nandihy ianareo, efa nihira hira fisaonana izahay nefa tsy niteha-tratra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka manao hoe: Nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo; nanao hira mampalahelo izahay, nefa tsy nandòn-tratra ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianareo itsofany sodina, tsy mandihy; ianareo anaovanay hira fisaonana, tsy mitomany!»
Malagasy Bible 1865
Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo, efa nanao feo fisaonana izahay, nefa tsy niteha-tratra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nitsoka sodina taminareo izahay nefa tsy nandihy ianareo, efa nihira hira fisaonana izahay nefa tsy niteha-tratra ianareo.
malagasy
Efa nitsoka sodina taminareo izahay, nefa tsy nandihy ianareo, efa nanao feo fisaonana izahay, nefa tsy niteha-tratra ianareo.