Matthew 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tonga i Jaona, tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tonga i Joany, tsy nihinana tsy nisotro, nataon’ny olona hoe: Azon’ny demony izy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tonga i Jôhany Mpanao batisa, tsy mihinana sady tsy misotro, nefa lazaina hoe: «Ondranondranana!»
Malagasy Bible 1865
Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tonga i Jaona, tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia* izy.
malagasy
Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy.