Matthew 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Jaona, tao an-tranomaizina, ny asa nataon’i Kristy, dia naniraka ny mpianany izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony ren’i Joany tao an-tranomaizina ny nataon’i Kristy, dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany Izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ren’i Jôhany Mpanao batisa tao am-ponja ny asa nataon’i Jesoa, ka nisy nirahin’i Jôhany ny mpianany
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Jaona tao an-tranomaizina ny asa nataon'i Kristy, dia naniraka ny mpianany izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Jaona, tao an-tranomaizina, ny asa nataon’i Kristy*, dia naniraka ny mpianany izy
malagasy
Ary rehefa ren'i Jaona tao an-tranomaizina ny asa nataon'i Kristy, dia naniraka ny mpianany izy