Matthew 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’izay Jesosy dia niteny mafy ireo tanàna izay vao avy nanaovany ny ankamaroan’ny asany lehibe, satria tsy nibebaka ireo, ka hoy Izy:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tamin’izay, dia nanomboka niteny mafy ireo tanàna nanaovany fahagagana maro Izy, satria tsy nibebaka ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay i Jesoa dia niteny mafy ireo tanàna nahavitana ny ankamaroan’ny asa mahagaga nataony, satria tsy niala tamin’ny toetra ratsiny ireo mponina ao aminy; ka hoy i Jesoa:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan'ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’izay Jesosy dia niteny mafy ireo tanàna izay vao avy nanaovany ny ankamaroan’ny asany lehibe, satria tsy nibebaka ireo, ka hoy Izy:
malagasy
Ary tamin'izany dia vao niteny mafy ny tanàna izay nanaovany ny ankamaroan'ny asany lehibe Izy, satria tsy nibebaka ireo, ka nanao hoe: