Matthew 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Tiro sy Sidona amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa lazaiko aminareo, fa amin’ny andron’ny fitsarana, dia ho moramora kokoa ny hatao amin’i Tira sy i Sidona noho ny hatao aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy Aho aminareo hoe: amin’ny andro fitsarana, dia ho azoazo kokoa ny sazy hihatra amin’i Tiro sy i Sidôna noho ny hihatra amin’i Kôrazìna sy i Betsaidà!
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Tyro sy Sidona amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’i Tiro sy Sidona amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.
malagasy
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'i Tyro sy Sidona amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminareo.