Matthew 11:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa dia lazaiko aminao fa ho moramora kokoa ny hatao amin’i Sôdôma amin’ny andron’ny fitsarana noho ny hatao aminao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy Aho aminareo hoe: amin’ny andro fitsarana dia ho azoazo kokoa ny sazy hihatra amin’i Sôdôma noho ny hihatra amin’i Kafarnahòma!
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin’ny tany Sodoma amin’ny andro fitsarana noho ny ho aminao.
malagasy
Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminao.